top of page
Rechercher

NY MANAO SOA TSY MBA MATY

Ny vantantsika ity ho lasa lavenona Fa ny fifankatiavantsika hitoetra ho fahatsiarovana Ny soa ataonao ny hafa hanjohy anao hatrany Ka io no hitsarana anao raha miala eto an-tany

Izay manao soa tsy mba very anjara Mamela mamy amin'ny zanaka am-para Manome ohatra sy modely Ho an'ireo tanora sy ireo zaza mbola kely

Fialofan'ireo mahantra sy mijaly Tsy afaka mifety sy mifaly Fa mandry amin'alahelo sy tomany Amin'ny hetraketrakin'ny fiainana eto an-tany.


 
 
 

1 commentaire


malala T
malala T
18 nov. 2020

Fanaovana soa tsy ilàna sitraka avy amin'ny olombelona, izay ilay tsara indrindra

J'aime
Post: Blog2_Post

©2020 par Jean de la Croix de la TRINITÉ. Créé avec Wix.com

bottom of page